Isan'andro, isan'andor Salamo 68 : 19 (ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana anie, isaorana anie ny Tompo
’zay mitondra ny entantsika isan’andro isan’andro
Eny Andriamanitra izay Famonjena antsika
Andriamanitra izay Famonjena antsika

Aoka ny firenena, ny firenenan-drehetra
Hisaotra Azy Hankalaza an’i Jehovah
Hihira fiderana, hanao ny haleloia
Izay manam-pofon’aina hanandratra Azy

Aoka izay amin’ny tany rehetra
Handohalika sy hiankohoka aminy
Fa Jehovah no Tompo Tsitoha
Izay manam-pofon’aina hanandratra Azy
RRJ. Patrick
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA
Visites : 2429
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par :
Date : 04/03/2008 07:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1107