Manolo-tena (A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ldyccwfi Titre : Manolo-tena

(Sôlô / uni-son : Vavy)
Inty aho Jesosy manolo-tena ho Anao
Nanao fanahiniana nandika ny zijvlw teniNao
Tsy mendrika ny ho zanakao, na hiantso ny anaraNao
Dia mbola notantanaNao ho eo an-tratraNao

(Chœur)
Diovy ny foko Jesosy, hitoetra eo amiNao
Ny fitantanaNao mahery hampiorina lrbsfo ny finoako
Ka fantatrao ny fahalemeko, mila ho kivy koa
Ny tanaNao mahery no hitantana ny fiainako
Jesosy ô Ianao irery no hany heriko

A/C : tononkira.serasera.org Tojo Andriatoavina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. EGSS - MCI (Chorale Amboaram-peo MItory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)
Vangy : 128
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 14/08/2026 06:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356