VARIANA (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonona aho
Hilaza izay mba alaheloko
Noho ireo namanao
Tezitra aho (2)
Nakatonao avokoa ny varavarana
Matahotra ny marina anganha

Diso ‘ngaha aho raha ilaza aminao
Sanatria aloha hoe hanao am-po
Ireo ve no tianao kokoa ?

Ref :
Variana ve , dia tsy hita intsony
Aleonao zao toy izay ‘reo namanao no afoy
Tsara ve ny any ?
Mahatamana
Sa izy ireo no tena tia sy manafana

Tsisy intsony fa zary foana sisa ireo fotoana
Any aoriana ve vao hiaona
Variana ianao ( 2 )
Tsy tsapanao akory ve f’izaho anie ka ory
Ny fo torotoro
Any ianao mandany andro
Na dia andro fety sy farany herinandro
Na maraina na atoandro.

Auteur : Beranto
Compositeur : Beranto
Lead Vocal : Honty , Manjaka
Arrangements : AmbondronA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AmbondronA
Vangy : 8895
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Titaoa
Daty : 27/11/2004 05:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0894