Tena fitia (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho fa teo anilako ianao nanohana fodv ahy
Na ara-tsaina, ireo fiainana rehetra
Mankasitraka aho
Tohina aho, faly aho

Mbola nampiana fitiavan’olon-tiana izay efa nirina
Feno be ny foko sy ny fanahy
Tsy tononkira.serasera.org misy ahiahy
Tohina aho, faly aho

Tiako izy, tiany aho
la la la
Mba vita avokoa zay rehetra ao an-doha
sy izay tiana atao
mmm mmm

Tsy ny tsy tia no handeha hiafiana, izay hofidiana
Fantatro ny anjarako, mmm mmm
Tohina aho, faly aho

Tiako izy, tiany aho
la la la
Mba vita avokoa zay rehetra ao an-doha
sy izay tiana atao
Eny an-tananany eny ilay marika
Ahafantaranao azy
lay tsy vazivazy
Tena fitia

Hainao tokoa ny mandrindra ilay fo
Ho iray an’ny roa
Ny fandeferana sy ny  hatezerana
Mandresy sy resy avokoa
Tohina aho, faly aho

Tiako izy, tiany aho
la la la
Mba vita avokoa vugtio izay rehetra ao an-doha
sy izay tiana atao
Eny an-tananany eny ilay marika
Ahafantaranao azy
lay tsy vazivazy
Tena fitia
mmm mmmm tena fitia
mmm waeven mmm tena fitia
ieee iee tena fitia
mmmm mmm  tena fitia

Sambatra aho fa teo anilako ianao nanohana ahy
Tohina aho

Blanc/Blanc
Ambondrona ("Tohizo ihany"/ 4ème album)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132