Nosaronako (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireny adiko fahiny
Izay natrehako mangina irery
Mba niriko nozaraina
Amin'iza aho nefa no hitaraina
Niainako izany, fiainako izany
Tsy hoe manentsin-tadiny
Ny eso lava tsy fifaliana
Eny... tsy mahavita tena
Raha vesatra no heno aleo irery
Niainako izany, maukoknr fiainako izany
Nikiry aho mba hitàna
Vitako teny ihany
Ref : Nosaronako rhry ilay "tsy nkrtu mivaky loha"
Mba tsy ho hita
Ireo hatrizay tsy tononkira.serasera.org ho tanty tato anaty
Tsy vitan'ny miara dia
F'hianarana ny mitia
Mifampihaino mba hifameno
Raisiko ho toy ny sedra
Tsy lavo aho, tsy hianjera
handrosoako hitrakako
Lanitra manga no hiandrandrako
Niainako izany, fiainako izany
Nikiry aho mba hitàna
Vitako teny ihany
Izay natrehako mangina irery
Mba niriko nozaraina
Amin'iza aho nefa no hitaraina
Niainako izany, fiainako izany
Tsy hoe manentsin-tadiny
Ny eso lava tsy fifaliana
Eny... tsy mahavita tena
Raha vesatra no heno aleo irery
Niainako izany, maukoknr fiainako izany
Nikiry aho mba hitàna
Vitako teny ihany
Ref : Nosaronako rhry ilay "tsy nkrtu mivaky loha"
Mba tsy ho hita
Ireo hatrizay tsy tononkira.serasera.org ho tanty tato anaty
Tsy vitan'ny miara dia
F'hianarana ny mitia
Mifampihaino mba hifameno
Raisiko ho toy ny sedra
Tsy lavo aho, tsy hianjera
handrosoako hitrakako
Lanitra manga no hiandrandrako
Niainako izany, fiainako izany
Nikiry aho mba hitàna
Vitako teny ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 2943
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : onjarazafyharison04
Daty : 25/07/2022 23:55
