Misy fetra (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatramin izay
Toa nangina foana aho
Nandefitra
Tsy mba namaly anao

Matetika aho no
Milaza fa tiako ianao
Nefa indraindray
Toa araraotinao

Ho ahy sy ho anao
No nandeferako hatramin tononkira.serasera.org izay
Fa tsy hoe sanatria
Tsy sahy aho

Ny eso teninao
Hatsaharo amin izay
Rehefa zihopu tsy miteny ve
Dia ataonao ireny

Efa dify heibh angaba
Ny fetran izany
Matoa aho miteny
Tsy vfmbjlqa zakako ireny

ho ahy ...

Nyeso ...

Ny menomenonao
Lanjalanjao
Rehefa tsy tianao
Dia avelao aho

Efa dify ...

ho ahy sy...

Ny eso...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AmbondronA
Visites : 16064
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ROHANS
Date : 21/02/2005 15:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0471