Zaho tsy hiala (Amboaram-peo fanambarana (Chorale A.FA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nofidianao ho zanakao ukpmk malalanao eh
Toy ny voro-mahery tsy miady irery fa manana Anao
Tafiditra an-dapa nahazo tononkira.serasera.org laka hidera Anao eh
Sanatria raha hiala anaty vala zahay zanakao
Ref:
Zah tsy hiala eh
Tsy hiala eh
Tsy hiala Aminao
Zah tsy hiala eh
Tsy hiala eh
F'efa nofidianao
Falifaly ny fo ravo tokoa nomenao talenta
Hirahira sy dia no kbecteg hasandratray ho Anao ry Ray
Hisaorako Anao izay rehetra nataonao ahy
Tsy hivadika intsony qpimilj f'efa babonao, efa resinao
Ianao ry Ray aminay Roi
Tokana iray Jehovah
Nahary anay nofo sy rà
Mandrakizay tsy hiala Aminao zah
Mba tahio tsy hivarina
Anaty antsana lalina
Tsy tonga hiantsos ny marina
F'izay mino no tafarina
Alaviro ny fakam-panahy
Isan'andro aman'alina
Mitady hangeja amam-panahy
Tsy mampilamina
Fiainana mitsapatsapa
Enta mavesatra tsy zaka
Mandatsa, mandratra
Fisianao no mampitraka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peo fanambarana (Chorale A.FA)Vangy : 958
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ChoraleAFA
Daty : 08/08/2024 04:38