MAmindra fo (Amboaram-peo fanambarana (Chorale A.FA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Mahatsapa irery izahay
Izay hizoranao tokony hizoranay
Mila manakaiky Aminao
'Zahay re ento tario amin'ny fahamarinanao Ray oh.

Tario amin'ny làlanao izahay Jehovah
Tsarao amin'ny fahamasinanao Jehovah
Aoka hahay hihoby ny Anaranao
Hanaiky izay làlanao amin'ny fahamarinanao Jehovah.

bridge :
Tsy maitsy anaraka anao Ray
Hihoby ny Anaranao izahay
Zaro amin'ny làlanao izahay
Ampianaro aho
Zahay mahatsapa ny anilanao

Ref :
Tehirizo Aminao izahay (x2)
Tsy maitsy anaraka Anao Ray (x2)

Mamindrà fo oh, Tompo oh mamela eh
Mamindrà fo oh
Mamindrà fo oh ,Tompo mamela eh
MAmindrà fo oh

Couplet 2 :
Tolory ny tànanao izahay eh
Omeo fahendrena avy Aminao Ray
Mila ny fitantananao
Zahay re ento tario amin'ny fahamarinanao Jehovah

Bridge : ...
Ref : ...
..............................................
Mamindrà fo oh (x3)
Mamindrà fo oh (x3)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peo fanambarana (Chorale A.FA)
Visites : 102
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ChoraleAFA
Date : 04/09/2024 19:48
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0764