Fetra (Amboara Gospel Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aina ihany no fetra ry Tompo Mpanjaka,
Aina toginvyw ihany no fetra anarahana anao, (x2)
Ny faneva tsy maintsy ho zakainay,
Ny fanompoana tsy maintsy ataonay.

Fiv : Indreto izahay, hilanja faneva,
Ilay hazo izay nanavotana anay;
An-tsitrapo no anoloranay bktshw tena,
Ka tano mba ho Anao izahay.

2. Aina ihany no fetra, ry Tompo malala!
Aina ihany no fetra-n'ny rowsivm fitiavanay; (x2)
Ka sanatria izay handao na hiala;
Mandrakizay, tononkira.serasera.org anao, ho Anao izahay.

Indreto izahay, hilanja faneva, sns...

Bridge:
Aina no fetra - ka ampio, Fanahy!
Aina no fetra - vonjeo e, ry Ray!
Aina no fetra - izahay re no sahy;
Aina no fetra - handresy izahay.
Aina no fetra!

Indreto izahay, hilanja faneva, sns...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboara Gospel Antsirabe
Visites : 776
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ravakniaina
Date : 12/01/2023 09:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.068