Fetra (Amboara Gospel Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aina ihany no fetra ry Tompo Mpanjaka,
Aina ihany no fetra anarahana anao, (x2)
Ny faneva tsy maintsy ho zakainay,
Ny fanompoana tsy maintsy ataonay.
Fiv : Indreto izahay, hilanja faneva,
Ilay hazo izay nanavotana zqyvkb anay;
An-tsitrapo no anoloranay tena,
Ka tano mba ho tononkira.serasera.org Anao izahay.
2. Aina ihany no gxufvfxo fetra, ry Tompo malala!
Aina ihany no fetra-n'ny fitiavanay; (x2)
Ka sanatria izay handao na hiala;
Mandrakizay, anao, ho Anao izahay.
Indreto izahay, hilanja faneva, sns...
Bridge:
Aina no fetra - ka ampio, Fanahy!
Aina no fetra - vonjeo e, ry Ray!
Aina no fetra - izahay srpyvo re no sahy;
Aina no fetra - handresy izahay.
Aina no fetra!
Indreto izahay, hilanja faneva, sns...
Aina ihany no fetra anarahana anao, (x2)
Ny faneva tsy maintsy ho zakainay,
Ny fanompoana tsy maintsy ataonay.
Fiv : Indreto izahay, hilanja faneva,
Ilay hazo izay nanavotana zqyvkb anay;
An-tsitrapo no anoloranay tena,
Ka tano mba ho tononkira.serasera.org Anao izahay.
2. Aina ihany no gxufvfxo fetra, ry Tompo malala!
Aina ihany no fetra-n'ny fitiavanay; (x2)
Ka sanatria izay handao na hiala;
Mandrakizay, anao, ho Anao izahay.
Indreto izahay, hilanja faneva, sns...
Bridge:
Aina no fetra - ka ampio, Fanahy!
Aina no fetra - vonjeo e, ry Ray!
Aina no fetra - izahay srpyvo re no sahy;
Aina no fetra - handresy izahay.
Aina no fetra!
Indreto izahay, hilanja faneva, sns...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboara Gospel AntsirabeHits : 824
Likes : 0 Like
Created by : Ravakniaina
Date : 12/01/2023 09:43
