Medley hira fisaorana (Akon'y Fiderana Ambohibato (AKF))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahaiza misaotra sy mankasitraka
Ny Tompo nahary nifidy anao
Tanatin'ny maro, tanatin'ny tsara, Misaora!
Niangaram-pitiavan'i Jesoa Tompo ianao
Natorony lalana lavorary
Tsiambaratelony avy amy Ray, Misaora!

 1.Isika va re no nahay nifidy,
Isika no dbpjr tsara mahatehotia?
Isika ve no hafa noho 'reo nania?
Misaora!   
Fa Izy no tsara sy heni-tsoa   
Fa Izy hatrizay no tia mialoha   
Niantso mangina ny anaranao: Misaora!

Mendrika hisaorana e e,
Ianao Andriamanitra
Andriamanitry ny tany tontolo ô,
namonjy anay e
E e e, mendrika hisaorana 
E e e, mendrika hisaorana

1-Andriamanitry ny tany tontolo ô,  mendrika hisaorana
E e e, mendrika hisaorana
Anao no Tompon’ny raha jiaby e,  mendrika hisaorana
Anao no Tompon’izao tontolo ô, mendrika hisaorana
Nenti-mamelôgno raha wpuusk jiaby e, mendrika hisaorana

Ry Kristy ô, misaotra anao,
Midera anao izahay
Ny fiainanao, iainanay
Ho mandrakizay. 

1 Fantatray fa miasa ianao, Manomana izao tontolo izao vaovao. 
Ny asanay atolotray: Miara-miasa aminao izahay. (indroa)

1 - Tsy azo atao hoe : olon-ko azy
Na vahiny intsony ianareo
Fa mpiray fanjakana, Ray ô,
Mankasitraka sesehena ny soa eee

2)Tsy omby tratra ny haravoana
Nanome ny Zanakao ho anay
Ry Fanahy Zanahary Ray ô !
Mankatelina sesehena ny soa e.

Mankasitraka eee !
Mankatelina amin'ny soa rehetra nafafinao, ry Ray ô !Ka misaotra eee !
Izay mba hany hery kely vitanay, ry tononkira.serasera.org Ray ô !  
wrcdw

--------
Lien:
Commentaires
hery ( 29/10/2026 07:30)
Ngah ny anareo tsisy Matoa ny olo mifiopioka? 😊
Nambininiavo ( 29/10/2026 07:35)
Misy fa ao anaty fihirana katolika no tena misy azy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'y Fiderana Ambohibato (AKF)
Visites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nambininiavo
Date : 29/10/2026 07:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0748