Jesosy ô! ekeko ny hitia (Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-Dauphin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô! ekeko ny msit hitia
Satria Ianao efa nitia
Ny tsy tia efa oqvkhc notiavinao
K'izaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! manaiky aho ny hivavaka
'ty vavaka efa nanenjehana Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indray ve Tompo no handa
Fa henjika nuiup sy famonoana, fiokoana
Ary lefona latsa sy rora akora e
Ny mafy maningotra aina, nozakainao
Nolovaina aminao ny taraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako,
K'izaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! Mino aho fa rahatrizay
Amin'ny andro hiverenanao tononkira.serasera.org indray
Dia trompetra, fitsarana ataonao
Jesosy ô hanangana ahy Ianao
Fa henjika sy famonoana, fiokoana
Ary lefona latsa sy rora akora e
Ny mafy maningotra aina, nozakainao
Nolovaina aminao ny taraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako,
K'izaho indray ve Tompo no handa
Satria Ianao efa nitia
Ny tsy tia efa oqvkhc notiavinao
K'izaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! manaiky aho ny hivavaka
'ty vavaka efa nanenjehana Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indray ve Tompo no handa
Fa henjika nuiup sy famonoana, fiokoana
Ary lefona latsa sy rora akora e
Ny mafy maningotra aina, nozakainao
Nolovaina aminao ny taraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako,
K'izaho indray ve Tompo no handa
Jesosy ô! Mino aho fa rahatrizay
Amin'ny andro hiverenanao tononkira.serasera.org indray
Dia trompetra, fitsarana ataonao
Jesosy ô hanangana ahy Ianao
Fa henjika sy famonoana, fiokoana
Ary lefona latsa sy rora akora e
Ny mafy maningotra aina, nozakainao
Nolovaina aminao ny taraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako,
K'izaho indray ve Tompo no handa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'ny Lanitra FLM Fihaonana Fort-DauphinVisites : 1727
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 26/04/2023 08:37
