E WA ! Manaova ny marina (AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ewa! Ewa! Ianao milaza olo-marina
Tena tsy marina izany
Tsy misy olom-belo tsy hanota
Raha mbola taranaky Adama sy Eva
Ianao milaza olo-marina
Tena tsy marina izany
Tsy misy olom-belo tsy hanota
Raha mbola taranaky Adama sy Eva
     Ref: (Ka na iza na iza olombelo
            Miaina eto ambonin'ny tany
            Dia mety ho solafaka izy
            Mibebaha manaova ny marina
            Fa aza variana, mitsara ny hafa ianao
            Tsarovy ho tsaraina, iano mitsara ny hafa ) x2
Ewa! Ewa! Sao variana mitsara ny hafa
Ianao ralahy anabavy
Avelao ny azy ho any
Ny anao aloha no esory, ewa!
Sao variana mitsara ny hafa
Ianao ralahy anabavy
Avelao ny azy ho any
Ny anao aloha no esory, ewa!
     Ref: (Ka na iza na iza olombelo
            Miaina eto ambonin'ny tany
            Dia mety ho solafaka izy
            Mibebaha manaova ny marina
            Fa aza variana, mitsara ny hafa ianao
            Tsarovy ho tsaraina, iano mitsara ny hafa ) x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA
Hits : 213
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 11/09/2025 15:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0873