BABONAO (akon'ny alfa sy omega)

BABONAO

Ry olombelona o ! ianao ve mahalala
Fa fandalovana ny fiainana eto an-tany
Ny lalan-tokana Azahoanao famonjena
Dia ny mandray an’I Jesoa
Izao no andro farany ; Drao variana ianao
Avia manantona Izao ankehitriny iztononkira.serasera.orgao
Koa ilaozy ireo otanao Fa sasa-miandry
eo ambaravaran’ny fonao Ilay mpamonjy tia
Jeso malala o!babonao izato foko
Ianao no Andriamanitro Mpamela heloka
Avia hanafaka ahy
Mba raiso aho ry TOMPO Fa hanaraka anao





S T K : Akon’ny Alfa sy Omega

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : akon'ny alfa sy omega
Mpamaky : 798
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tsils
Tamin'ny : 02/07/2015 09:01:39
ID : 7569

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo