Zanak'i dadanay (Agrad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vatanay feno holatra be
Valiny eny amin'ny solaitra be
Mbola sahy anohatra ve
Kalitaonay koa raitra be
Fa zanak'i dadanay
Norma kapaina tsita fery a
Fa zanak'i dadanay
Miarina raha sendra mba mianjera
Fa zanak'i dadanay
Norma raha tsy nanao mopera
Fa zanak'i dadanay
Rangatsofina vao hoe afera

Mahay mitazona marteau, John Peters , Marco
Ny sandry manifinify fa mibata Altere ny coco
Mandripaka toy kitrotro
Lavitra anay ny kitoto
Mety ho sai-mbola mety ho sai-toka fa ny sainay tsy misy tsikoko
Fiainana toto
Mendrika asiana kitonotono
Arahana tsotso
Amizay ny saiko mba tonitony
Efa voaozona tsy hiabandonne
(M'day lazon'ady am tonne)
Tsy anaty Fb no miresaka sommes
(Tsy miova ny Num phone)
Ataovy eo le samy mahazo
Tsy miditra sera mampihinana balahazo
Rehefa dôzidozy mety mba mitata fa tsy fombanay ny manao balaoasy
Adala hono no toa andrainy ,tsy koa zah atero eny anjanamasina
Nefa rah zany no misy mi-perce ndray ny MC tsisy ho raisina


Vatanay feno holatra be...


Raha nahatafa ny arizato apandriana Efa be ny gasy izay no niondambola
Kakeriny latsa, kakeriny nenina aleoko kakeriny takola
Takalo ,tsisy tsony fa ny akamaroany toa tia kely
Tsy hainy fa tsisy miracle eo fa fiezahana ihany no Ticket
Aleoko manana foza arahana vovo , arahana 4*4
Toy izay 15 promax fa hiakatra ville toa mi-battre
Tsy haiko, tsy haiko
Sa ve vidina lafo ny fahalemena
Izay no mahatonga ny gasy refa eo am Facebook samy mpanakarena
Life tsy vitan'ny vavabe ôtrany mametaka suçion
Tsemboka elah vao mikaly ôtran-drilerony pisera saucisson
Tsy vazo mitory fitia ty de lazaindrilerony fa fatikira
Fa eny amin'ny sofin'ny boto izy miparitaka ôtrany capture


Vatanay feno holatra bé...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Agrad
Vangy : 1246
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kabuto
Daty : 11/03/2024 11:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.125