Zanak'dadanay (Agrad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Vatanay feno olatra bee
Ny valiny eny amin'ny solaitra be ee
Mbola sahy anohatra vee
Ny kalitaonay ko raitra be ee

Fa zanak'dadanayy
Norma kapaina tsita fery ahh, humm
Fa zanak'dadanayy
Miarona raha sendra mba mienjera aah, humm
Fa zanak'dadanay
Norma raha tsy nanao mopera ahh, humm
Fa zanak'dadanay
Ranga sofina ah vo hoe aferaa, humm


Ehh, na mitazona marteau
John peters marcoo
Ny sandry manifinify fa mibata altère ny cocooo
Mandripaka toy ny kitrotroo
Lavitra anay ny kitotoa
Mety saim-bola mety sain-taoka fa ny sainay tsy misy tsikokoo
Fiainana totoo
Miendrika asina akintontonaa
Arahina tsou tsouu
Amzay ny saiko mba tonitony
Efa voaozona tsy hiabandonne(ndalazy nady amtaona)
Tsy anaty fb no mresaka saume(tsy miova ny num fan)
Atao hoe le samy mahazoo
Tsy miditra sera mampinana balahazo
Refa dozy dozy mety mba mitata
Fa tsy fombanay ny manao balahoaz
Adala hono no toandRainy
Tsy quoi zah atero eny anjanamasina
Nefa raha zany no misy
Mperce indray ny MCI tsisy raisina


Ref: Vatanay feno olatra bee
Ny valiny eny amin'ny solaitra be ee
Mbola sahy anohatra vee
Ny kalitaonay ko raitra be ee

Fa zanak'dadanayy
Norma kapaina tsita fery ahh, humm
Fa zanak'dadanayy
Miarona raha sendra mba mienjera aah, humm
Fa zanak'dadanay
Norma raha tsy nanao mopera ahh, humm
Fa zanak'dadanay
Ranga sofina ah vo hoe aferaa, humm


Ehh, raha nahatafa ny arizato ampandriana efa be ny kajy izay no niondam-bola
Kakerin'ny lasa, kakerin'ny nenina aleoko kakerin'ny takola
Taakalo..., tsisy tsony fa ny akamarony eto aty kely
Tsy aiko fa tsisy miracle eto fa fiezahana iany no ticket
Aleoko manana foza, arahana vovo, arahana 4×4
Toy izay hoe 15 pro max, fa iakatra ville toa mibattre
Tsy aiko oo, tsy aiko oo
Sa hoe vidina lafo ve ny fahalemena
Izay no mahatonga ny gasy rehefa eo amin'ny facebook, samy mpanakarena
Life tsy vitanaa vaavaabe otran'ny mametaka suçonn
Tsemboka elah vo mkaly otranlerony mpisera sauciçonn
Vazo mitory fitia ty de lazainlerony fa faty-kira
Fa eny amin'ny sofin'ny boto izy miparitaka otran'ny capture


Ref: Vatanay feno olatra bee
Ny valiny eny amin'ny solaitra be ee
Mbola sahy anohatra vee
Ny kalitaonay ko raitra be ee

Fa zanak'dadanayy
Norma kapaina tsita fery ahh, humm
Fa zanak'dadanayy
Miarona raha sendra mba mienjera aah, humm
Fa zanak'dadanay
Norma raha tsy nanao mopera ahh, humm
Fa zanak'dadanay
Ranga sofina ah vo hoe aferaa, humm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Agrad
Vangy : 250
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarisoa01
Daty : 23/03/2024 12:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1903