Tiany (Agrad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambety teniny mazàna,fa hoe ny azy efa vita
fa ny reharehany dia ny mahita an'ialahy iny tafita
jereo ireto izy,manao vy very ny ainy
fitiavan-janaka dia ilay hoe lanaka nanjary tsy hainy
tsy atoro azy ny ditra fa efa teo izy no niala
fa ny ampitsonao hono ny tiany tsolovina @ phare
indraindray izy be kafara,fatanorana naba
tsy hirarina hisy fa hasolafahana tonga hiarahaba
Raha nety ary hono dia naveriny koa ny ora
afahany manitsy an'izay nataony goragora
fa ianao Mbola tanora,fanantenany
sady ny tiany ane hono leretsy no amotsina rora


Izy efa manjoko,fa tsy maintsy mazoto
elah na maboto
tiany e!!!
tiany e!!!
X2

Dia vao mangira-dratsy
izy dia lasa a
fa satriny mba tsy ho nofy ny anao izay kinasa
dia hoe tsy hitsanga- menatra @ zanak'olon-kafa
tsy hanatsafa
hoe ry anona saozanina ara-kanina
na miakatra tension ary izy mikiry tsy mijanona
fa efa hoavy ny hotrana ,ny vidim-jiro ny écolage
na tenim-pitia iray nefa tsy mba lazainao azy
nefa izany izao no ilainy,mampilamina ny sainy
dia izay tadiavinao raha mbola vitany efainy
@ilay raitra ny finday,Etsy andanina ny fitafy
izy manao vorokitsay,aleony ny tenany no miafy
mba te hanara-po fa mitsinjo vody Andro  merika
tsisy CNAPS sy ostie eto hoan'ny mpiasa
asa antselika

Izy efa manjoko,fa tsy maintsy mazoto
elah na maboto
tiany e!!!
tiany e!!!
X2

A/C:Agrad
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Agrad
Vangy : 61
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Djiah
Daty : 12/04/2025 08:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1164