Ikalanety (Afroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny elon-dry toa mitapelaka iny oa !
Hitambarako alokaloka eto iny anie,
Tsy lalovan-drano aky ny tongon-dry.

Raha soasoa ny mipetraka eo anilandriko ô!
Raha nilaozan’ny masoandro iny anie aho,
Saika handeha hiantsena teny Anosibe.

Ref

Eh! raha sendra ka mandalo any indriko ô!
Lazalazao Ikalanety anie,
fa manina azy anie aho fa tsy afaka mandeha

Miandry ny andro andalovan’ilay faktera aho,
elaela tsy nandingana tokonana,
fa manina azy anie aho, ka miantso an-kira ndry.

Ref x 2: Niandry hatry ny ela aho,
andro maro no niandrasako
tsy mety tonga ndry!
Afroa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afroa
Vangy : 2959
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Pappa
Daty : 17/10/2007 11:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3761