Ikalanety (Afroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny elon-dry toa mitapelaka iny oa !
Hitambarako alokaloka eto iny anie,
Tsy lalovan-drano aky ny tongon-dry.
Raha soasoa ny mipetraka eo anilandriko ô!
Raha nilaozan’ny pathmgb masoandro iny anie aho,
Saika handeha hiantsena teny Anosibe.
Ref
Eh! raha sendra ka mandalo any indriko ô!
Lazalazao Ikalanety anie,
fa manina azy anie aho fa tsy afaka mandeha
Miandry ny zconh andro andalovan’ilay faktera aho,
elaela tsy nandingana tokonana,
fa manina azy anie aho, ka miantso an-kira ndry.
Ref x 2: Niandry hatry ny ela aho,
andro maro no niandrasako
tsy mety tonga ndry!
Afroa
wxfb tononkira.serasera.org

--------
Link: