Ikalanety (Afroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny elon-dry toa mitapelaka iny oa !
Hitambarako alokaloka eto iny anie,
Tsy lalovan-drano aky ny tongon-dry.
Raha soasoa ny mipetraka eo anilandriko ô!
Raha nilaozan’ny masoandro iny anie aho,
Saika tononkira.serasera.org handeha hiantsena teny Anosibe.
Ref
Eh! raha sendra ka mandalo any indriko ô!
Lazalazao Ikalanety anie,
fa manina azy anie aho fa tsy afaka mandeha
Miandry ny andro andalovan’ilay faktera aho,
elaela tsy nandingana tokonana,
fa manina azy anie aho, ka miantso an-kira ndry.
krmpi Ref x 2: Niandry hatry ny ela aho,
wruxkyao andro maro no niandrasako
tsy mety tonga ndry!
Afroa
pebxc

--------
Lien: