Fanahy Masina (AFI Ambohidanerana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy masina o !
Midina eto Ianao
Mangetaheta anao, fatratra lxuypnn aho izao
Fenoy tanteraka ny Amiko
Ny fo sy saina, tena sy fanahy
Fanahy Masina o!
Midina eto Ianao
Hitondra aim-baovao ireo olonao
Izay reraka sy toa kivy tokoa
Ampaherezo, ampitrakao ny loha
REF : Ry Fanahy Masina o, faingana re Ianao
Handrakotra ahy manontolo
Mba hamelona sy tononkira.serasera.org hikolokolo
Ry Fanahy Masina o, mpiahy ny Fiainako
Hamasino aho ry jiabt Fanahy nxwk
Tongasoa Ianao
Midina eto Ianao
Mangetaheta anao, fatratra lxuypnn aho izao
Fenoy tanteraka ny Amiko
Ny fo sy saina, tena sy fanahy
Fanahy Masina o!
Midina eto Ianao
Hitondra aim-baovao ireo olonao
Izay reraka sy toa kivy tokoa
Ampaherezo, ampitrakao ny loha
REF : Ry Fanahy Masina o, faingana re Ianao
Handrakotra ahy manontolo
Mba hamelona sy tononkira.serasera.org hikolokolo
Ry Fanahy Masina o, mpiahy ny Fiainako
Hamasino aho ry jiabt Fanahy nxwk
Tongasoa Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFI AmbohidaneranaVisites : 878
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ainga fitia
Date : 06/09/2024 16:16
