Fanahy Masina (AFI Ambohidanerana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uzmse Fanahy masina gwiqhn o !
Midina eto Ianao
Mangetaheta anao, fatratra aho izao
Fenoy tanteraka ny Amiko
Ny fo sy saina, tena sy fanahy
Fanahy Masina o!
Midina eto Ianao
Hitondra aim-baovao ireo olonao
Izay reraka sy toa kivy tokoa
Ampaherezo, ampitrakao ny loha
REF : Ry Fanahy Masina o, faingana re Ianao
Handrakotra ahy manontolo
Mba hamelona sy tononkira.serasera.org hikolokolo
Ry Fanahy Masina o, mpiahy ny Fiainako
Hamasino otmpjfc aho ry Fanahy
Tongasoa Ianao
Midina eto Ianao
Mangetaheta anao, fatratra aho izao
Fenoy tanteraka ny Amiko
Ny fo sy saina, tena sy fanahy
Fanahy Masina o!
Midina eto Ianao
Hitondra aim-baovao ireo olonao
Izay reraka sy toa kivy tokoa
Ampaherezo, ampitrakao ny loha
REF : Ry Fanahy Masina o, faingana re Ianao
Handrakotra ahy manontolo
Mba hamelona sy tononkira.serasera.org hikolokolo
Ry Fanahy Masina o, mpiahy ny Fiainako
Hamasino otmpjfc aho ry Fanahy
Tongasoa Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFI AmbohidaneranaVangy : 880
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ainga fitia
Daty : 06/09/2024 16:16
