Fantatro izay inoako (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Na handalo tafiotra na ora-mikija
hatoky aho Jesosy ô
Na hisesy ny havandra,
na inona hitranga hijoro aho
Na hisy hanadala na ho aiza no hiafara fantatro izay inoako
vonona hijaly sy ho faty noho ny jmag filazantsara aho
Ny fanahy izay miaro ahy,
fanahy tsy osaosa
fanjakana misy ahy
tsy azo ampiorohoroina
fahefana omena ahy
mafy tsisy jlhek mahatohitra
izay mikasika ahy
dia manangana ady aminao
Ref :
Mino aho tononkira.serasera.org fa ny lanitra manara-maso ahy
mino aho fa ny anjelinao dia miodidina ahy
raha Andriamanitra no momba ahy,
iza moa no hahatohitra ahy ?
tsy misy ny tokony hampanahy
2) Na hisedra fihafiana na koa tsy fisiana Tsy ho menatra aho Jesosy o!
Na dia toa tsy mahomby mihitsy aza aho mbola bvpttfkk hanantena
Na aretina mafy na iza higafy
fantatro izay tompoiko
vonona hijaly sy ho faty noho ny anaranao aho
Ny fanahy izay miaro ahy,
fanahy tsy osaosa
fanjakana misy ahy
tsy azo ampiorohoroina
fahefana omena ahy
mafy tsisy mahatohitra
izay mikasika ahy
dia manangana ady aminao
AFA Choir 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Vangy : 332
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ckaye
Daty : 05/09/2025 11:10