Izay tiaNAO (AFA Ambohimiandra (Amboara-peo fifohazana Ambohimiandra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fantatrao Jesoa o, ny zavatra rehetra kasaiko
    Fantatrao avokoa ny ampoko, fantatrao ny an-tsaiko
    Fantatrao Jesoa o izay rehetra mba faniriako
    Fantatrao ny andohako, fantatrao ny ilaiko

    Fiv :  Nefa aoka ny sitrakao, zay tianao no aoka atao e
         tononkira.serasera.org     Tsy izay tiatian’ny foko fa izay fandaharanao
             Na marary aza Jesoa o, zay tianao no aoka atao e
           joffxzgc   Ninoninona izay miseho raha izaho, dia hatoky bfjvqdiw Anao

2. Indraindraindray aho Jesosy pgzdanl o, toa be kajikajy izany e
    Tena be fanahiana, ka manahy ny ho tohin’ny androany e
    Nefa na dia hanahy aza, zinona moa ity izaho o
    Fa raha toa ka tsy ombanao, dia tsy mety ny atao

    Fiv :  Nefa aoka ny sitrakao, zay tianao no aoka atao e
            Tsy izay tiatian’ny foko fa izay fandaharanao
            Na marary aza Jesoa o, zay tianao no aoka atao e
            Ninoninona izay miseho raha izaho, dia hatoky Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA Ambohimiandra (Amboara-peo fifohazana Ambohimiandra)
Hits : 25
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 10/08/2026 14:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394