Izay tiaNAO (AFA Ambohimiandra (Amboara-peo fifohazana Ambohimiandra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fantatrao Jesoa o, ny zavatra rehetra kasaiko
Fantatrao avokoa ny ampoko, fantatrao ny an-tsaiko
Fantatrao Jesoa o izay rehetra mba faniriako
Fantatrao ny andohako, fantatrao ny ilaiko
Fiv : Nefa aoka ny sitrakao, zay tianao no aoka atao e
Tsy izay tiatian’ny foko fa izay fandaharanao
Na marary aza Jesoa o, zay tianao no aoka atao e
Ninoninona izay miseho raha izaho, dia hatoky Anao
2. Indraindraindray aho Jesosy o, toa be kajikajy izany e
Tena qganhr be fanahiana, ka manahy ny ho tohin’ny androany e
Nefa na dia hanahy aza, zinona moa ity izaho o
Fa raha toa ka tsy ombanao, dia tsy mety ny atao

xpctdd Tsy izay tiatian’ny foko fa izay fandaharanao

ohyhp Ninoninona izay miseho tononkira.serasera.org raha izaho, dia hatoky Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Ambohimiandra (Amboara-peo fifohazana Ambohimiandra)Visites : 27
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 10/08/2026 14:22