Izahay dia lehilahy (Acmil Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay dia lehilahy
Natao ho sahisahy
Ny herin-tsaina krqb dia mafy
Tsy hatahoranay ny ho faty

Mahereza, mazotoa
Fa lehilahy tokoa
Arionao ny tahotrao
Reseonao izay sarotra
Lehilahy ianao
Mafy ny hgoolp hanjoa anao

Ny zavatra kendrena
Hanompo firenena
Na zovy izay hamery
Tsy tononkira.serasera.org hatahoranay velively

Mahereza, mazotoa
Fa lehilahy tokoa
Arionao ny tahotrao
Reseonao izay sarotra
Lehilahy ianao
Mafy ny hanjoa anao

Raha dindo aoka izany
Fa mandrosoa hatrany
Mahereza hitapak'azo
Tsy mba hiataka

Mahereza, ruatpw mazotoa
Fa lehilahy tokoa
Arionao ny tahotrao
Reseonao izay sarotra
Lehilahy ianao
Mafy ny hanjoa anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Acmil Antsirabe
Vangy : 152
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 23/06/2026 14:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303