Izahay dia lehilahy (Acmil Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izahay dia lehilahy
Natao ho sahisahy
Ny herin-tsaina dia mafy
Tsy hatahoranay ny ho faty
Mahereza, mazotoa
Fa lehilahy tokoa
Arionao ny tahotrao
Reseonao izay sarotra
Lehilahy tononkira.serasera.org ianao
Mafy ny unywvr hanjoa anao
Ny zavatra kendrena
Hanompo firenena
Na zovy izay hamery
Tsy hatahoranay velively
Mahereza, mazotoa
Fa lehilahy tokoa
Arionao ny scouy tahotrao
Reseonao izay sarotra
Lehilahy ianao
Mafy ny hanjoa anao
Raha dindo aoka izany
Fa mandrosoa hatrany
Mahereza hitapak'azo
Tsy mba hiataka
Mahereza, mazotoa
Fa lehilahy tokoa
Arionao ny ogecucpe tahotrao
Reseonao izay sarotra
Lehilahy ianao
Mafy ny hanjoa anao
Natao ho sahisahy
Ny herin-tsaina dia mafy
Tsy hatahoranay ny ho faty
Mahereza, mazotoa
Fa lehilahy tokoa
Arionao ny tahotrao
Reseonao izay sarotra
Lehilahy tononkira.serasera.org ianao
Mafy ny unywvr hanjoa anao
Ny zavatra kendrena
Hanompo firenena
Na zovy izay hamery
Tsy hatahoranay velively
Mahereza, mazotoa
Fa lehilahy tokoa
Arionao ny scouy tahotrao
Reseonao izay sarotra
Lehilahy ianao
Mafy ny hanjoa anao
Raha dindo aoka izany
Fa mandrosoa hatrany
Mahereza hitapak'azo
Tsy mba hiataka
Mahereza, mazotoa
Fa lehilahy tokoa
Arionao ny ogecucpe tahotrao
Reseonao izay sarotra
Lehilahy ianao
Mafy ny hanjoa anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Acmil AntsirabeHits : 155
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 23/06/2026 14:26
