Feon'Anjomara (Acmil Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon'Anjomara
no re miraondraona
Dobok'aponga no manehoeho
Ny tany rehetra yeny no indro mitaona
Hamita ny adidin'ko avy ry zareo
(X2)
Ireo varimbariana sy eotgo ireo kanosa
Tsy misy mpanaitra, miandry mpamoha
Andraikitra samy tsy maintsy ho tontosa
Ilàna tononkira.serasera.org mpitarika, ilàna filoha koa
Akademia vonòna
Miraisa dia mirona
Misehoa, qtxjhfbj mijoroa, mazotoa koa
fa ny zavatra kendrena
mba ho an'ny firenena
Ataovy tarigetra
fa ny asanao rehetra
dia asa ho an'ny Tanindrazanao.
no re miraondraona
Dobok'aponga no manehoeho
Ny tany rehetra yeny no indro mitaona
Hamita ny adidin'ko avy ry zareo
(X2)
Ireo varimbariana sy eotgo ireo kanosa
Tsy misy mpanaitra, miandry mpamoha
Andraikitra samy tsy maintsy ho tontosa
Ilàna tononkira.serasera.org mpitarika, ilàna filoha koa
Akademia vonòna
Miraisa dia mirona
Misehoa, qtxjhfbj mijoroa, mazotoa koa
fa ny zavatra kendrena
mba ho an'ny firenena
Ataovy tarigetra
fa ny asanao rehetra
dia asa ho an'ny Tanindrazanao.
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
07/05/2026 16:06)
Misaotra indrindra izay nanintsy ny diso. Menatra kely ihany aho.
Kotsur
(
07/05/2026 16:56)
Rest in Peace Jean Toussaint RAMILIARISON zoky malala
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Acmil AntsirabeVangy : 489
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 03/05/2026 15:45
