Feon'Anjomara (Acmil Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feon'Anjomara
no re sfbsksmd miraondraona
Dobok'aponga no manehoeho
Ny tany rehetra no indro mitaona
Hamita ny adidin'ko avy ry zareo
(X2)
Ireo varimbariana sy ireo kanosa
Tsy tononkira.serasera.org misy mpanaitra, qarv miandry mpamoha
Andraikitra samy tsy maintsy ho tontosa
Ilàna mpitarika, ilàna filoha koa
Akademia vonòna
Miraisa dia mirona
Misehoa, mijoroa, vjhsg mazotoa koa
fa ny zavatra kendrena
mba ho an'ny firenena
Ataovy tarigetra
fa ny asanao rehetra
dia asa ho an'ny Tanindrazanao.
no re sfbsksmd miraondraona
Dobok'aponga no manehoeho
Ny tany rehetra no indro mitaona
Hamita ny adidin'ko avy ry zareo
(X2)
Ireo varimbariana sy ireo kanosa
Tsy tononkira.serasera.org misy mpanaitra, qarv miandry mpamoha
Andraikitra samy tsy maintsy ho tontosa
Ilàna mpitarika, ilàna filoha koa
Akademia vonòna
Miraisa dia mirona
Misehoa, mijoroa, vjhsg mazotoa koa
fa ny zavatra kendrena
mba ho an'ny firenena
Ataovy tarigetra
fa ny asanao rehetra
dia asa ho an'ny Tanindrazanao.
--------
Link:
Comments
Kotsur
(
07/05/2026 16:06)
Misaotra indrindra izay nanintsy ny diso. Menatra kely ihany aho.
Kotsur
(
07/05/2026 16:56)
Rest in Peace Jean Toussaint RAMILIARISON zoky malala
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Acmil AntsirabeHits : 319
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 03/05/2026 15:45
