You are here: home > Tononkira > Aafly

ianao irery ihany (Aafly)

Ianao ilay olona  
Izay namoa ilay fitia
Izay natory hatry ny ela
Ka namafa ireo lasa
Fiv:
Ianao irery ihany, tsisy hoe naona fa ianao irery ihany
Ianao irery ihany, na mora na ho sarotra ,ianao irery
Na amin’ny andro sarotra
Na amin’ny tena Tsiky dia ampytsara koa
Dia tsy hiova ny fitiavantsika
Vitantsika izany,efa vonona aho

Na mora na ho sarotra
dia tsy hiova ny fitiavantsika
vitantsika izany efa vonona aho

Fiv:
Ianao irery ihany, tsisy hoe naona fa ianao irery ihany
Ianao irery ihany, na mora na ho sarotra ,ianao irery

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Aafly
Mpamaky : 1159
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : voronamarron
Tamin'ny : 25/06/2016 13:34:25
ID : 8635

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo