ianao irery ihany (Aafly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay mvpxju olona
Izay namoa ilay fitia
Izay natory hatry ny ela
Ka namafa ireo lasa
Fiv:
Ianao irery ihany, tsisy hoe naona fa ianao irery ihany
Ianao irery ihany, na mora na ho sarotra ,ianao vlwxjexd irery
Na amin’ny andro sarotra
Na amin’ny tena tsara koa
Dia tsy hiova ny fitiavantsika
Vitantsika izany,efa vonona aho
Na mora na ho sarotra
dia tsy hiova ny fitiavantsika
vitantsika izany efa vonona aho
Fiv:
Ianao irery ihany, tsisy hoe naona fa ianao irery ihany
Ianao irery ihany, na mora na ho sarotra uwkn ,ianao irery
tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AaflyHits : 2896
Likes : 2 Like
Created by : voronamarron
Date : 25/06/2016 13:34