Ampidiro aloha ny tenimiafina
ianao irery ihany (Aafly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay olona
Izay namoa ilay fitia
Izay natory hatry ny ela
Ka xbvy namafa ireo lasa
Fiv:
Ianao irery diwgf ihany, tsisy hoe naona fa ianao irery lfbblz ihany
Ianao irery ihany, na mora na ho sarotra ,ianao irery
Na amin’ny andro sarotra
Na amin’ny tena tsara koa
Dia tsy hiova ny fitiavantsika
Vitantsika izany,efa vonona aho
Na mora na ho sarotra
dia tsy hiova ny tononkira.serasera.org fitiavantsika
vitantsika izany efa vonona aho
Fiv:
Ianao irery ihany, tsisy hoe naona fa ianao irery ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AaflyHits : 2950
Likes : 2 Like
Created by : voronamarron
Date : 25/06/2016 13:34