Loza
Titre
Loza
Envoyé par jazz666
Le 19/04/2005 11:37
Visites : 449
F5 G5
Nomena fahalalana ianao
F5 C5 G5
Natao izay rehetra sitrakao
F5 G5
Mba ho olo-mendrika any aoriana
F5 C5 G5
Oooo tsy tsapanao
Namoronana ny tsy misy aza indraindray
Tsy navela hiafy raha azo atao
F'efa vonona izy hiantoka anao
Oooo tsy tsapanao
F5 C5
Nony nidify niletika ilay masoandro
D5 F5 G5
Nianjera ny andry niankinanao
(in-droa)
C5
Nanao ny fomba tsy fanao
A#5
Nandika lalàna tsotra izao
F5 C5 F5 F5G5 C5...ref fanindroany
Loza ity marina mafy
(in-droa)
Nanafatra izy alohan'ny handao
Mahaiza mitsitsy kajio tsara ny atao
Ny vola sy harena ho avy aminao
Oooo raha miezaka ianao
Ny hany mba lova napetrany ao
Dia fahendrena sy trano bongo iray
Anjaranao ny mandimby azy indray
Oooo tsy tsapanao
tena somary aki-tsofatsofa kely zany ny fitendry an'ty vazo ty raha ny fahaizan' tenanay azy e!!! de reto ny "doigtés"
F5 G5 A#5 C5 D5
e--------x---------x----------x----------x-------------
B--------x---------x----------x----------x-------------
G--------x--------- --------3- --------5- -----------7-
D------3- -------5- --------3- --------5- -----------7-
A------3- -------5- -1-------- -3-------- -5-----------
E-1------ -3-------x----------x----------x-------------
le "x" tsy tendrena!!!