Ampidiro aloha ny tenimiafina
Loza
F5 G5 Nomena fahalalana ianao F5 C5 G5 Natao izay rehetra sitrakao F5 G5 Mba ho olo-mendrika any aoriana F5 C5 G5 Oooo tsy tsapanao Namoronana ny tsy misy aza indraindray Tsy navela hiafy raha azo atao F'efa vonona izy hiantoka anao Oooo tsy tsapanao F5 C5 Nony nidify niletika ilay masoandro D5 F5 G5 Nianjera ny andry niankinanao (in-droa) C5 Nanao ny fomba tsy fanao A#5 Nandika lalàna tsotra izao F5 C5 F5 F5G5 C5...ref fanindroany Loza ity marina mafy (in-droa) Nanafatra izy alohan'ny handao Mahaiza mitsitsy kajio tsara ny atao Ny vola sy harena ho avy aminao Oooo raha miezaka ianao Ny hany mba lova napetrany ao Dia fahendrena sy trano bongo iray Anjaranao ny mandimby azy indray Oooo tsy tsapanao tena somary aki-tsofatsofa kely zany ny fitendry an'ty vazo ty raha ny fahaizan' tenanay azy e!!! de reto ny "doigtés" F5 G5 A#5 C5 D5 e--------x---------x----------x----------x------------- B--------x---------x----------x----------x------------- G--------x--------- --------3- --------5- -----------7- D------3- -------5- --------3- --------5- -----------7- A------3- -------5- -1-------- -3-------- -5----------- E-1------ -3-------x----------x----------x------------- le "x" tsy tendrena!!!
