Rehefa faly

Lohateny Rehefa faly
Nampiditra texam
Tamin'ny 04/08/2020 12:07
Vangy : 569
Fampidirana: E  Cm#  A  B  E

Faly Aho fa mahita anao (*4)

                        E          Cm#
Rehefa faly Aho, mitsikitsiky

                     A                     B
Rehefa faly Aho, tsy reraka mihitsy

                     E                     Cm#                     
Rehefa faly Aho, misaotra ny Tompo

                   A  B                    E
Rehefa faly Aho, Dia faly manompo




        E           
Réf: Miteaka, mihomehy

      Cm#
Tsy reraky ny manome

A                        B
Faly Dia mahita atao

E
Tena faly Aho





Rehefa faly Aho, no mazoto indrindra


'zay rehetra atao, Dia Vitako an-kira


Rehefa faly Aho, manao metimety


Rehefa faly Aho, Dia tia hanao fety





Refrain: Miteaka, mihomehy


Tsy reraky ny manome


Faly Dia mahita atao


TENA FALY AHO
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0084