Tsy misy ny doria
Hiara-hiaina ny andro androany C B Am ho toa ny andro farany F G C hiara-higoka izay mety ho mamy E Am mandramampe ny tarany F G C ny maso hikipy tsy hahita C B Am ho tapitra ny fofon’ aina F G C ho hanenenana izay tsy vita E Am fa ny ankoatra izay tsy hilaina F G C satria ny vintana sy anjara F E D C no mamaritra ny dia F E D rampitso ny lalantsika mety hizara D satria tsy misy ny ho doria rampitso fanotaniana mety ho vatana mangatsiaka ande higoka izay mety ho tiana eny masoandro mibaliaka isaky ny andro izay mifoha mety ho farany ho tadidy ataovy andro feno soa ho fataperana satria ny vintana sy anjara no mamaritra ny dia rampitso ny lalantsika mety hizara satria tsy misy ny doria
