Ampidiro aloha ny tenimiafina
Feno anao
Maraina manazava sol ny andro androany hiainako lam feno anao, feno anao ny androko ré7 sol Ny antoandro be nanahary sol mitsilo ny lalako lam feno anao, feno anao ny antoandroko ré7 sol F'efa ela ianao no tato am-po lam ré7 sol f'efa ela ianao no nofiko lam ré7 sol Ny hariva mandondona ny voro-manidina iry feno anao, feno anao ny harivako Ny alina mangina mandry ve ny tànana feno anao, feno anao ny torimasoko F'efa ela ianao no tato am-po f'efa ela ianao no nofiko BEKOTO
