Velo
Titre
Velo
Envoyé par sefo
Le 26/04/2006 18:35
Visites : 1111
E7 A E A
Nofafako daholo ny fahatsiarovako
G#m F#m B E
Fa ianao irery, no tsy mba very
E7 A E A
Nofafako daholo ny tantaram-pitiavako
G#m F#m B E
Fa ny anaranao no tavela ao
A B E
Ô Velo, velon-kira aho e
A B E
Fa ianao no velona ao anatiko ao
A B E
Ô Velo, velon-kira aho e
A B E
Ny lanitra avo ka tsy takatro
Noteteziko daholo
Izao tontolo izao
Fa tsy mbola misy ny mitovy aminao
Noteteziko daholo
Faritany maro
Fa ianao ihany
No mahasaro-piaro.
Ô velo, velom-panantenana
Ity fiainako, efa saika karakaina
Ô velo, velom-panantenana
Ity fiainako, lasa feno fikasana