Ampidiro aloha ny tenimiafina
Velo
E7 A E A Nofafako daholo ny fahatsiarovako G#m F#m B E Fa ianao irery, no tsy mba very E7 A E A Nofafako daholo ny tantaram-pitiavako G#m F#m B E Fa ny anaranao no tavela ao A B E Ô Velo, velon-kira aho e A B E Fa ianao no velona ao anatiko ao A B E Ô Velo, velon-kira aho e A B E Ny lanitra avo ka tsy takatro Noteteziko daholo Izao tontolo izao Fa tsy mbola misy ny mitovy aminao Noteteziko daholo Faritany maro Fa ianao ihany No mahasaro-piaro. Ô velo, velom-panantenana Ity fiainako, efa saika karakaina Ô velo, velom-panantenana Ity fiainako, lasa feno fikasana
