Ampidiro aloha ny tenimiafina
Havako mamomamo
D E Ny toaka fahavaloko taloha e e e D E Manjary namana mpanampy tsy foiko D E F'ilay olon-tiako manana fitia e e e D E Tsy mamboraka raha tsy misy "pi" Fiverenana: A D Zarako aza ianao katrikatry iny D E Manalanala andro,manalanala azy E A Fa bebe lazao sy mahita atao A D Zarako aza ianao sambatsambatra iny D E Fa be sangisangy sy be vazivazy E A Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy A D Ka ho ampifaliako foana ianao ee D E Ampireveko foana ianao o E A Dia omeko fahafaham-po.
