Ampidiro aloha ny tenimiafina
Manembona
SOL(4fois) Manembona aho re roy SOL SOLdiez LAmin Tapa-dia toa omby nafahy LAmin(3fois) RE manembona ny hava-tsy foy RE(3fois) SOL lasa vetso sy very fanahy SOL(4fois) Fa vitsika momba kitay SOL MI(quinte7) ny ranomaso no havozona DOmin7 DOdiez SImin irery tsy misy miahy SImin LAmin RE SOL Singan'olona toy ny voahozona SOL(4fois) Toa mirahona ny alahelo SOL SOL7 DO Raha mavesatra dia mianjera LAmin SIbmolmin SImin raha tsisy hialofana tsy misy helo LAmin RE SOL dia mandena mamely tsy miera Ny alahelo no hany sakaiza ny tsiahy no hiondanana te hilefa kanefa mba ho aiza sara-tiana nohon'ny tsy fananana tsy ho ela ny lanitra ho manga hieretako izay zava-mitranga ny johary efa manangasanga ny toerako any tsy hijanona ho banga..
