Mibebaha

Lohateny Mibebaha
Nampiditra jazz666
Tamin'ny 29/04/2005 13:52
Vangy : 223
Am                      Em
Mivadibadika ambony sy ambany
C                           G
ny fianan\'ny olombelona eto an-tany
Dm                      Am
mifamono, mifanenjika hatrany
F                      E7                  
tsy mahalàla \'zay hiafaràny


Misy aza miseho ho mpivavaka
kanefa mpia-tsara velatsihy
ambodia mitafy hodi-janak\'ondry
mandripaka ireo namany


        Dm       Em         Am G F Em
ref: mibebàha, mifonà, ianareo
        Dm       G          Am Bm C#dim 
     mibebàha, mifonà, ianareo
        Dm       Em         Am G F Em
     mibebàha, mifonà, ianareo
        Dm        G        Am   E7
     mibebàha, mifonà, ianareo



Fa ny masoandro aza hody haizina
ny volana kosa hody rà
ireo kintana ireo de hiraraka
hiparitaka, hanjavona daholo



Rehefa tonga ny fotoana hitsaràna
ny zanak\'olombelona rehetra
ny tsara dia ahazo fiadanana
ny ratsy kosa ho very mandrakizay

ref:
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0083