Tarika SAKAIZA
Ajouter une photo Envoyé par tiaana
15/09/2004 10:06
Les chansons de Tarika SAKAIZA 3 Cliquer ici
Visites : 2519
Préférés : 1 J'aime

Plus d'info
Ny tarika Sakaiza dia efa niforona elaela ihany, telo lahy sy vehivavy iray no mpihira, efatra ny mpitendry zavamaneno ary tele vavy no mpandihy.Efa nahvita album volume n°1 nytarika ka mitondra ny lohateny hoe: EFA FANTATRO, HAINAO.
Izy io dia capila manjelatra sy K7 izay misy hira roambinifolo.
Ny karazankira ataony dia mifangaro (variétés)
Ny fiainana andavan'andro, ny fitiavana, misy koa ny fiainampirenena no tantarainy ao anaty tononkira.
Raha ny tena marina dia mbola eo ampikatsahana ny fazahoantoerana eo @ vahoaka ny tarika.Na izany aza anefa dia efa manakoako any Toamasina,Majunga sy Morondava ny hirany, RTA Antsirabe koa efa nanaterana clips roa.
Efa nanao spectacle ny tarika efa maromaro ihany izay ary mampanantena fa mbola ho hitan'ireo izay tsy mbola nahalala azy ny tsanganasany @ fotoana mahamety azy!
Commentaires sur Tarika SAKAIZA
tiaana (15/09/2004 14:06)
Ny tarika Sakaiza dia efa niforona elaela ihany, telo lahy sy vehivavy iray no mpihira, efatra ny mpitendry zavamaneno ary tele vavy no mpandihy.
Efa nahvita album volume n°1 nytarika ka mitondra ny lohateny hoe: EFA FANTATRO, HAINAO.