Hevitra momba an'i Rija Rasolondraibe

Hiverina amin'ny Rija Rasolondraibe Hampiditra hevitra
aimetiavina ( 18/08/2017 20:25)
tahin'i.Jesosy e. mba ampidiro.ato ilay hira new an rija e
tony16 ( 03/06/2016 18:10)
tena tiko be mitsy ny hirany rehetra
0341063933 ( 07/12/2015 14:22)
zaho aloha dia tena ny hiran i Rija no tiako satria
midera an Andriamanitra zah isak n mihira n hirany


























claudeandriamihaja ( 18/09/2015 13:41)
sao dia mba manana adiresy facebook ny Rija alo e
claudeandriamihaja ( 18/09/2015 13:37)
Efa hatramin'ny mbola kely no nankafy ny hiran'i Rija ary anisan'ny nanova ny fiainako mintsy indrindra fa ilay hira "Amoron'ny mandrakizay" dia ho tahin'ny Tompo e
fnymaheritinah ( 09/06/2015 10:36)
za maka Rija fôn'''ehhh
varisy ( 25/05/2012 14:40)
aty diego iany ty eh aiza ny famarotana billet an le spectecle amin'1er juin zao fa zahay efa te hividy mialoha
holyfenosoa ( 13/01/2010 12:46)
Ataoko fa mbola tsy tara loatra aho vao mametraka hafatra fa anisan'ny mahakasika ny fo ny hiran'i Rija.
Dia isaorana ny Tompo nametraka ireny amboara rehetra ireny teo aminy ary nampiasa azy tamin'ny hira marobe sy fankalazana isan-karazany.
Dera ho Anao ry Avo indrindra, dia mankasitraka an'i Rija sy ny mpiaar-miasa aminy rehetra!
setrarakoto ( 16/10/2007 15:15)
Fa anga tsy misy CD ilay vol.1 iny fa toa tsy mba mahita mihintsy aho ilay k7 voalohany iny izany!!
de mba valio @ ity adiresy ity azfady raha mba mety "setrarakoto@yahoo.fr"
rahoviana indray vao misy concer fa efa miandry foana izahay?
mcboy ( 11/07/2007 17:00)
révéko b lé iran'Rija vao2 lé wé "mino aho" iny!! toizo fa mapiéts-po bé eh!! oh tahiana anié enao io!!
mamiy ( 08/08/2006 16:50)
RIJA moa manambady zao sa mbola tsy manambady de raha manambady i RIJA de firy ny zanaky ny RIJA
diam ( 11/05/2006 10:10)
RIJA
When one encounters Rija's humility and kindness, it is easy to forget that in Madagascar, his mother island, he fills stadiums for his concerts. Rija Rasolondraibe's parents were both Christians and musicians with his father being a composer and a choir leader. In 1990, Rija won a talent contest which made him well known in Madagascar. From that point on, everything moved quickly; radio, TV and newspaper interviews building his reputation. One year later he left Madagascar for Europe and it was there he genuinely met Jesus Christ in his own personal experience. After four albums sung in Malgasy, Rija was signed by the Christian label Latitude 116, for which he recorded in French 'Quelque Chose D'éternel'. Rija says, "I'm planning to bring praise and worship to the whole French-speaking world. Our God is a God of joy, dance and of rejoicing!" Rija's worship subtly mixes exotic and western rhythms while his sensitive vocals have clearly connected with thousands of listeners.
Romuald ( 14/04/2006 12:56)
I Rija moa oana dia tena inter.. Satria sady mahay mihira izy no hita @ tarehiny hoe olony try misalasala. Ny hira tena mba mahafinaritra indrindra @ hirany dia (asehoy ahy). Ary andriamanitra anie hiaro azy sy ny fianakavinany , mandarakizay.
sarobidy ( 12/04/2006 11:58)
Mpankafy Rija ny tenako ary mbola mankafy azy hatr@zay ka hatr@zao.Efa olom-boavidy sy voafidy izy ankehitriny ka ny Tompo hitahy azy hatr@ farany.
evakely ( 02/02/2006 15:32)
iTena fahagagana lehibe teo anivon'ny firenena Malagasy ny niovan'i Rija ny hirany ho fiderana an'Andriamanitra irery ihany. Misaotra an'Andriamanitra isika nampanirahany an'i Rija Rasolondraibe hitory ny filazantsara hoan'ny olona ety an-tany.
alexsandra ( 11/12/2004 14:43)
i rija rasolondraibe dia mpihira fantadaza erantany izy dia mipetraka any suisse ao @region chaud de fond
izy dia manambady amanjaka
maro amintsika tokoa no nahalala azy ta@
hira hoe tsy hanadino anao nefa ankahitriny izy
niova fo ka lasa mpanompo mahafatra_po an'ilay andriamanitra be fitiavana
isaorana anie izy izay nahary antsika
dd ( 11/10/2003 12:33)
RIJA RASOLONDRAIBE
«Le» phénomène

Source : MaTV Online - Edition du 27.07.2003

Son retour sur la scène malgache était un coup de poker. Ça passe ou ça casse. Ceci, en vertu des expériences précédentes des artistes qui ont tâté le pouls de leur public après des aventures plus ou moins heureuses en Europe ou ailleurs. Nono, absent du pays depuis une vingtaine d'années a cru son aura intact. Il n'a rencontré qu'un palais des sports à moitié vide. Njila, venu avec une équipe d'expatriés n'a pas pu remplir une seule fois le coliséum d'Antsahamanitra pour les trois spectacles qu'il a programmés.

Rija Rasolondraibe, quant à lui, a quitté la grande île il y a dix ans de cela. Au moment où il était au top. Ses chansons ont été oubliées par les uns, remisées au placard par les autres. Ceci d'autant plus que la star avait changé de registre, à la suite d'une «révélation» selon ses dires, pour n'interpréter et ne composer que des chansons religieuses. Un revirement subit qui a pris de court ses fans. Pour beaucoup, il n'y a pas meilleur moyen pour se faire oublier. Il n'était plus entendu sur aucune radio et ses clips, trop anciens ? n'étaient plus diffusés sur les chaînes de télévision. Son retour, annoncé il y a quelques mois, était donc des plus indécis.

Great Concert II en a fait sa vedette principale. Mise à part la promotion – avec Ma-Tv et Ma-fm presque exclusivement et quelques radios spécialisées, un choix judicieux sans aucun doute – du spectacle proprement dit, puisqu'il y avait aussi d'autres groupes phares, le pari était de réveiller les fans, de leur rappeler les anciens amours. Pour cela, il a fallu une chanson, un clip intitulé «Andriamanitray ô». Et ça a fait tilt. Le Palais des Sports était plein comme un oeuf.

De nombreuses personnes s'évertuaient encore à trouver des billets alors que plus aucune place n'était disponible. Pour le concert proprement dit, la salle piaffait d'impatience de revoir son idole. Sans y être invité, le public entonnait déjà « la » chanson en attendant la star. Car Rija Rasolondraibe en était une incontestablement. Tout y était: les cris proches de l'hystérie, les larmes, le nom scandé sans interruption jusqu'à ce que l'intéressé daigne apparaître, tout de blanc vêtu. Là, ce fut le délire.

Les chansons se succédaient et, à la surprise de l'artiste lui même, elles étaient toutes connues du public. Prévu pour chanter une heure, Rija Rasolondraibe a du rester sur scène pendant deux tours d'horloge. Il a fallu une autre heure pour les autographes, les dédicaces, les poignées de mains et embrassades. Et les promesses de retour.

Great Concert II a remporté son pari en misant sur cet artiste. Un pari audacieux compte tenu des échecs des anciennes gloires qui croyaient revenir en terrain conquis quelques mois auparavant. Rija Rasolondraibe est certainement l'exception. Une star est partie. Elle est revenue avec tout son aura.
Randriamirado ( 23/09/2002 22:17)
RIJA Rasolondraibe dia mpihira nitsidika tao anatin'ny fifaninana Top 16 ary anisan'ny nahafantarana azy tamin'izany ny hira hoe "FANDRESENA".
Ankehitriny kosa anefa dia efa anisan'ny mpanakanto mitory ny fitiavan'Andriamanitra izy. Tao aorian'ny nandraisany an'i Jeso ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainany. Anisan'ny hira nahafantarana azy voalohany ilay hira hoe "Namako", narahin'ny "Andriamanitray" sy ny maro hafa.
Anisan'ny làlana tsara no nosafidiny, koa manasa anao koa mba handray fanapahan-kevitra amin'ny fanarahana dia an'i Jesosy. fa tsy hanenenao.
TSARA ANDRIAMANITRA
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6542