Ny beka - Maika aho hahitanao

Envoyé par hertman rakotoniaina
30/10/2017 13:35
Les chansons de Ny beka - Maika aho hahitanao 0 Cliquer ici
Visites : 1681
Préférés : 1 J'aime
Ireo sary niarahana náka
Tombovoka taolo
Mihidy anaty vata
Ireo boky niaraha-namaky
Adino avokoa,tsisy tavela ao anaty
Ireo toerana f'aleha teo aloha
Navelatsika ho bobongolo avokoa
Ireo hira fanaontsika hatrizay
Dia tohy ny Adino ny feo lasa tsy ahy

REF:Efa manakaiky ny fotoana,
Dia ho averin-indray ny taloha
Saika kivy ao anefa nino foana
Fa mbola ihaona indray isika roa
Na dia lavitra aza mbola tia
Tsy niala tao an-tsaiko tao
Ilay fanahinao tsara ery
Maika aho hahitanao

Ireo sary niarahana náka
Averina alaina tehirizina tsara
Ireo boky niarahana namaky
Ho vakiana indray
Mba hitoetra ao anaty
Ireo toerana naleha teo aloha
Tadiavin'indray
Ho vangiana avokoa
Ireo hira fanaon-tsika hatrizay
Haverin'indray (×2)

REF:

Commentaires sur Ny beka - Maika aho hahitanao

Aucun commentaire

Les chansons de Ny beka - Maika aho hahitanao (0)

Audio non disponible

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106