FiFa Group
23/07/2015 17:03
Les chansons de FiFa Group 1 Cliquer ici
Visites : 780
Préférés : 0 J'aime
Nihorina avy tamin'ny Fitahiana sy Fahasoavan'Andriamanitra ny Groupe ka izany nahatonga ny anarana hoe"FiFa".
Izahay dia fikambana evanjelika ka amin'ny halalan'ny hira no hanatanterahinay izany asa masina izany.
Tsy manavaka sehatra na toerana hanaovana ny asa fitoriana izahay satria Andriamanitra tsy mba nanavaka. Rehefa araka ny sitrampon'ny Tompo sy mampiseho ny maha fiderana azy dia afaka hanaovanay ny asa fitoriana avokoa.
Tsy miankina amin'ny fiangonana ny FiFa Groupe,fa nefa kosa miara miasa amin'ny fiangonana na fikambanana Kristianina rehetra.
Commentaires sur FiFa Group
Aucun commentaire