FiFa Group

Submitted by Mabel
23/07/2015 17:03
FiFa Group's song 1 Click here
Hits : 782
Likes : 0 Like
Hoy Jesosy hoe:"Mandehana mitory ny filazantsara".Ka noho izany indrindra no nahatonga anay nijoro sy nanangana ny Fifa Groupe (Fitahiana sy Fahasoavana) hanatanteraka izany hafatry ny Tompo izany.
Nihorina avy tamin'ny Fitahiana sy Fahasoavan'Andriamanitra ny Groupe ka izany nahatonga ny anarana hoe"FiFa".
Izahay dia fikambana evanjelika ka amin'ny halalan'ny hira no hanatanterahinay izany asa masina izany.

Tsy manavaka sehatra na toerana hanaovana ny asa fitoriana izahay satria Andriamanitra tsy mba nanavaka. Rehefa araka ny sitrampon'ny Tompo sy mampiseho ny maha fiderana azy dia afaka hanaovanay ny asa fitoriana avokoa.
Tsy miankina amin'ny fiangonana ny FiFa Groupe,fa nefa kosa miara miasa amin'ny fiangonana na fikambanana Kristianina rehetra.

Comments about FiFa Group

No comment found

FiFa Group's song (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0113