Commentaires sur AMPIZIFA

Revenir à AMPIZIFA Ajouter un commentaire
AMPIZIFA ( 15/03/2024 12:23)
AMPIZIFA na Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe dia Antoko Mpihiran'ny Fiangonana FJKM Ziona Fahazavana Anosibe izay mitory ny Filazantsara amin'ny alalan'ny hira ary mitaona ny tsirairay handray an'i Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy azy.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1847