Malala (Zoky 1)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZOKY 1 - Malala

Ref :
Malala ah !
Mbola tsy niova ve ilay fitiavanao ahy e ie eh !
Oh Malala an !!

Fa izaho oa isan’andro isan’andro isan’andro eh !
Tsy tafandry mandry mandry mandry eh !
Mieritreritra anao aty antany lavitra aty
Tehirizo tsara aky ny sakafoko aky ie ieh!
(Ny sakafon’i Dada an!!)

Ref:
Malala ah !
Mbola tsy niova ve ilay fitiavanao ahy e ie eh !
Oh Malala an !!

Fa izaho ao efa ela no te hisakafo
Rehefa miaona itsika de ataovy mitafotafo
Amenoana ireo fotoana banga hatr@’izay
Fa @ io fotoana io tena ataoko milay eh!
Tena ataoko milay oa
Ataotaoko milay an!

Ref:
Malala ah !
Mbola tsy niova ve ilay fitiavanao ahy e ie eh !
Oh Malala an !!

Oavy tsy ho ela izaho ry Malala
Ka rehefa miverina izaho de iadaladala
Iadaladala @ndry indray e!
De averina daholo ilay kilalao hatrizay
Ny regime no atao tsara tohana
Ka tsy caler rehefa tena noana
Ka hisosa tsara any fiarantsika ry Malala
Hiaraka ho tonga! Ho tonga soamantsara e ieh!
Izay tonga ihany no arabaina
Ho tonga soamantsara!
Tsisy maty fo aman’aina an!
Vô tonga io de rabaina an!
(ie e e ieh)
Vô tonga io de rabaina oa za ie !
(ooohh ie e e eh)
Vô tonga io de rabaina oa za ie !

Ref :
Malala ah !
Mbola tsy niova ve ilay fitiavanao ahy e ie eh !
Oh Malala an !!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zoky 1
Vangy : 1099
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ZOKY1
Daty : 28/08/2019 09:09
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6037