Kaly matsiro (Zoky 1)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZOKY 1 – Kaly matsiroRef:
Androany ny fotoana ilazaiko an-dry
Fa t@ iny aho! Tena nankafy
Nankafy! Tena marina aky
Androany ny fotoana ilazaiko an-dry
Fa t@ iny aho! tena dôzim-py
Dôzim-py! Tena dôzim-py
Ikaly indray ialahy
De falifaly eh!
Efa amam-bolana nijalijaly
Tsy nahita hanina
fa laozana nitanitanina tany e e eh!
Ka nampalahelo ty namana
Fa nilalao Tanana
Ka niangavy! Ka niangavy
Mba omeo sakafo Tanana any e e eh!
Ref:
Androany ny fotoana ilazaiko an-dry
Fa t@ iny aho! Tena nankafy
Nankafy! Tena marina aky
Androany ny fotoana ilazaiko an-dry
Fa t@ iny aho! tena dôzim-py
Dôzim-py! Tena dôzim-py
Tsy androany ihany no mba koziko
Fa isanandro no mba tiko
Tiko omen-dry kaly eh!
@zay izah mba falifaly e e eh!
Mahatoky an-dry izany izaho
Fa ho ritra avokoa ilay zavatra
Ka omenao kaly matsiro
Fa aza anaovana resaka mandany jiro e e eh!!
Ref:x2
Androany ny fotoana ilazaiko an-dry
Fa t@ iny aho! Tena nankafy
Nankafy! Tena marina aky
Androany ny fotoana ilazaiko an-dry
Fa t@ iny aho! tena dôzim-py
Dôzim-py! Tena dôzim-py
--------
Rohy: